| Entry | 1 mahazo laka |
| Elementary words | 2 mahazo, 3 laka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
6 mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1] |
| Explanations in English |
7 to win acceptance; to arrive in a favorable situation
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qui est accepté; qui se trouve en bonne position
[1.8] |
| Examples |
9 Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy.
[2.472]
|
| Synonyms | 10 tompon' ny laka |
| Updated on 2025/09/12 |
|